Tsy hoe kisendrasendra
Na koa rendrarendra / Bis
No niarahantsika dia (in-droa)
F’izany no fitia
Fitia voalanjalanjan’ny fo mavesa-danja
Voadiniky ny saina, mitambatra ho aina.
Fitiavana madio tsy voafehin’ny anio
Fitia mandrakizay, mitambatra ho iray
Tsy hoe kisendrasendra
Na koa rendrarendra / Bis
No niarahantsika dia (in-droa)
F’izany no fitia